JSON mitahiry ireo "quotes" na "citations" malagasy (malaza na tsia).
Raha hampiditra "quotes" vaovao dia araho ito toromarika ito:
- Manaova
Fork
ka tsindrio ilay bokotra volon-davenona amin'ny farany havanana mifanitsy amin'ny anaran'ilayrepository
- Alaivo ho ao amin'ny "ordinateur"-nao ilay
Fork
teo amin'ny alalan'nygit clone
- Mamorona
branch
vaovao ohatragit branch modif1
- Mifindrà ao amin'ilay
branch
vao noforoninao teogit checkout modif1
- Sokafy ilay
quotes.json
ary jereo sao efa tafiditra ao ilay tianao ampidirina. - Ampitovio amin'ito ohatra ambany ito izay ampidirinao ary ataovy eny amin'ny farany ambany amin'ilay
quotes.json
{
"name": "Ra Force",
"quote": "Amin'azy amin'azy"
},
{
"name": "Andry Nirina Rajoelina",
"quote": "Velirano no atao aminao ry vahoaka malagasy fa ..."
},
{
"name": "Marc Ravalomanana",
"quote": "Faly aho, tena faly aho"
}
- Tehirizo ny fanovana nataonao.
- Manaova
commit
hanamarihanao ilay fanovana. - Alefaso ao amin'ilay
Fork
nataonao ilay fanovana. - Manaova
Pull requests
ao amin'nyhttps://github.com/rasolofonirina/quotes-gasy/
Ialao ny fanoratra SMS.